Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб Toriteny alahady 13 Oktobra 2024 в хорошем качестве

Toriteny alahady 13 Oktobra 2024 3 дня назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



Toriteny alahady 13 Oktobra 2024

"𝗠𝗜𝗛𝗔𝗩𝗔𝗢 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗡𝗢" Nitondra hanfatra : 𝙍𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝙄𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝙎𝙊𝘼 𝙆𝘼𝙉𝙏𝙊𝙃𝘼𝙍𝙄𝙇𝘼𝙇𝘼 - Mpitandrina Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra : 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟵: 𝟮𝟰 - 𝟯𝟰 Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ka nanao taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay mahalala fa mpanota izany Lehilahy izany. Fa izy namaly hoe. Tsy fantatro na mpanota Izy, na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro: jamba aho teo aloha, fa mahiratra aho izao. Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao? Dia namaly azy hoe izy: Efa voalazako taminareo rahateo, fa tsy nihaino ianareo; nahoana no te-hihaino indray ianareo? Moa te-ho mpianany koa va ianareo? Dia nanevateva azy izy ka nanao hoe: Ialahy no mpianany; fa izahay mpianatr'i Mosesy. Izahay mahalala fa Mosesy no nitenenan'Andriamanitra; fa ny amin'izany Lehilahy izany, dia tsy fantatray izay nihaviany. Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany! fa tsy fantatrareo ny nihaviany, nefa nampahiratra ny masoko Izy. Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny. Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba. Raha tsy avy amin'Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona Izy. Ary namaly ireo ka nanao taminy hoe: Tena teraka tamin'ny ota ialahy, ka ialahy indray va mampianatra anay? Dia noroahiny izy. — 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟵: 𝟮𝟰 - 𝟯𝟰 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!

Comments