Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб Toriteny alahady 06 Oktobra 2024 в хорошем качестве

Toriteny alahady 06 Oktobra 2024 10 дней назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



Toriteny alahady 06 Oktobra 2024

"𝗠𝗜𝗛𝗔𝗩𝗔𝗢 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗡𝗢" Nitondra hafatra : 𝗥𝗔𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 - 𝐌𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra : 𝗟𝗶𝗼𝗸𝗮 𝟱 : 𝟯𝟯-𝟯𝟵 Ary hoy izy ireo taminy: Ny mpianatr'i Jaona mifady hanina matetika sy mivavaka, ary ny an'ny Fariseo koa mba tahaka izany ihany, fa ny Anao kosa mihinana sy misotro ihany. Ary hoy Jesoa taminy: Mahay mampifady ny havan'ny mpampakatra va ianareo, raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro; ary rehefa voaisotra* ny mpampakatra hiala aminy, dia amin'izany andro izany vao hifady izy. [*Na: Ny andro izay hanesorana] Ary Izy nanao fanoharana taminy koa nanao hoe: Tsy misy olona mandriatra lamba vaovao hanalany tapa-damba hatampina ny lamba tonta; fa raha izany, dia mahatriatra ny vaovao izy, ary ilay tapa-damba nalaina tamin'ny vaovao dia tsy hifanaraka amin'ny tonta. Ary tsy misy olona manisy divay vaovao no anaty siny hoditra tonta; fa raha izany, ny divay vaovao mahatriatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba foana ny siny hoditra; Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao. Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara*. [*Na: tsaratsara kokoa] — 𝗟𝗶𝗼𝗸𝗮 𝟱 : 𝟯𝟯-𝟯𝟵 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!

Comments