Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб 𝐑𝐎𝐉𝐎 & 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 - 𝐊𝐎𝐅𝐀 𝐓𝐈𝐀 (HIVAZO SAMOËLA 2020) в хорошем качестве

𝐑𝐎𝐉𝐎 & 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 - 𝐊𝐎𝐅𝐀 𝐓𝐈𝐀 (HIVAZO SAMOËLA 2020) 10 месяцев назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



𝐑𝐎𝐉𝐎 & 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 - 𝐊𝐎𝐅𝐀 𝐓𝐈𝐀 (HIVAZO SAMOËLA 2020)

KÔFA TIA Isan’ora, isa-minitra aho Mba mandinika ny fanaon’ny olona De nahatsapa fa : Izay miara-droa de mifanankim-po Efa hita tamin’ny TV sy vidéo Gazety sy radio Fa ity fiainana ity Tsy milay raha tsy misy fitia ‘Zany vady ‘zany ! Na aiza na aiza eto ambonin’ny tany ! Fitiavana no dikan’izany! Hasambarana ! Tsiky sy tambitamby Hafaliana sy sangisangy Ny roa no tsy mba toy izany Fa soamaravo teny ihany ! Isan’andininy : Satria ny revinao dia ny mifamaly Ary isan’andro aho no miaritra izany Mba miezaka aho ny manihany Fa ianao misafoaka hatrany Mandinika ny tokony atao aho Sao mba lerany izao Tsy aleo ve re asiana an’izany sao ho antotra eto ihany Lazainao fa tianao aho ! Tia ahy ianao ! ‘Lay zaho mitomany no tianao sa ‘lay zaho mitalaho ??? Marina fa tena tia anao aho ! Tia ano aho ! Nefa rehefa misy an’izany ! De mba voatsindrona ihany Marina fa tena tia anao aho ! tia anao aho ! Nefa rehefa misy an’izany ! Mahatsiaro voadona ihany Izay no nahatonga ahy saika hilako an-dry ! Satria ianao toa tsy mamaly fitia Raha toa tsy kôpy aho angamba dia tany Soa ihany tsy izany ! Soa ihany aho fa dôzy ! Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )

Comments