Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб FALY AHO de Henri Ratsimbazafy в хорошем качестве

FALY AHO de Henri Ratsimbazafy 4 года назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



FALY AHO de Henri Ratsimbazafy

Paroles: "Faly aho Raha hoy izy ireo tamiko Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Ny tongotray Efa mijoro Ao anatin’ny vavahadinao Ry Jerosalema Ry Jerosalema Faly aho Raha hoy izy ireo tamiko Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Ny tongotray Efa mijoro Ao anatin’ny vavahadinao Ry Jerosalema Ry Jerosalema Dia ianao ry Jerosalema Dia ianao ry Jerosalema Izay efa vita tahaka ny tanana Efa voalamina tsara Dia ianao ry Jerosalema Dia ianao ry Jerosalema Izay efa vita tahaka ny tanana Efa voalamina tsara Any no hiakaran’ny firenena Ny firenen’i Jehovah Any no hiakaran’ny firenen’ i Jehovah Mba hisaotra ny anarany Mba hisaotra ny anarany Mba hisaotra ny anaran’i Jehovah Mba hisaotra ny anarany Mba hisaotra ny anarany Mba hisaotra ny anaran’i Jehovah" Avec l'accord de l'artiste Henri Ratsimbazafy

Comments