Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб ATT : FIFINDRAN'NY TOMBIM-PIANTSONANA EO AMBODIVONA в хорошем качестве

ATT : FIFINDRAN'NY TOMBIM-PIANTSONANA EO AMBODIVONA 5 лет назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



ATT : FIFINDRAN'NY TOMBIM-PIANTSONANA EO AMBODIVONA

Nilaza ny tale jeneralin’ny Agence des Transports Terrestres (ATT) fa efa nisy fampiomanana mialoha ny famindrana ireo koperativa izay tokony mifindra eny amin’ny tobim-piantsonana eny Andohatapenaka. Araka izany, tokony miala eny Ambodivona alohan’ny 20 septambra ireo koperativa tsy manara-dalana. Misy kosa ireo izay mijanona satria sady tompon-tany no manara-dalana. Misy ihany koa anefa ireo izay tsy manaiky hifindra raha mbola misy ireo mijanona eny an-toerana satria eny no mahazatra ireo mpanjifa.

Comments