Русские видео

Сейчас в тренде

Иностранные видео


Скачать с ютуб Ampifitia - Ampy izay (+Tononkira) в хорошем качестве

Ampifitia - Ampy izay (+Tononkira) 7 лет назад


Если кнопки скачивания не загрузились НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru



Ampifitia - Ampy izay (+Tononkira)

- | TONONKIRA |- Vady tiako ianao, nivoadiko tamin-dRay Olon-droa nofo iray Izaho sy ianao Roapolo taona izay Fiainantsika raha lazaina dia misy ‘zay ilaina Fa ny mampanahy mampatahotra ahy Dia ny fiainantsika mianakavy ara-panahy Ampy izay vita, ny andro lasantsika Nanao tsy fanao, ‘zay fomba jentilisa Ka nandehanana, tamin’ny hajejoana Ny fanirian-dratsy, toaka, loka, vola Rehaka manodoka Nampisaraka antsika amin’ny Ray Andriamanitra Ampy izay, aoka ‘Reo fomba fady, mifampindram-bady Haingo mihavaka, fitafy mampitanjaka Vola maloto, harena maloto Afointsik’avokoa fa loza amin’atambo, tsy mba nitondra soa Fa nanalavitra antsika Amin’ilay Ray Tsitoha Ka aoka ‘zay, ampy koa Zanantsika, mianadahy Miha-maditra, sahisahy Ny fianarany, dia mihemotra Ny fitafiny, fiteniny, mahamenatra Fady ireo, ‘zay hivavaka Raha hiangona, kilavaka Asa loatra, izay hiseho Sy hihafaran’ireo ankizy zanantsik’reo Tsy mahagaga ireo raha tsy dia mankaiza Isika lehibe, no tsy nahay nitaiza Ka ampy izay, ny baranahiny Ny fomba sy toetrantsika Tsy nahomby, anio ny farany ! Fa manjary leson-dratsy Hianaran’ireo zanantsika. Ampy izay, vita ! Ho anao vadiko, ‘zao no tadidio ‘Reo fitafy hafahafa, dory na ario Ny fahazarantsika, mandeha mandihy Mamonjy cabaret, na bal amina cluba Sy boîty de nuit Ireo karazana party, sy invitations…, Non ! Ampy izay, ampy . Ampy izay Ramatoa, ka andao re hiova fo Rendrarendra, filibàna, zava-poana Tsy mahasoa, ‘ndeh hialàna Ratsy vita, dia hifonana Lalan-danitra, no hizorana Andriamanitra no tompoina I Jesô Tompo, no ekena sy henoina ‘Sika efa-mianaka hanatona amin’izay Hisoratra anarana, hiomana ho Mpandray Tena hibebaka, hiala amin’ny ratsy [Hanao ezak' ho mpanompo Mahatoky, an’Andrimanitra Ho olom-baovao tokoa ankohonan’ i Jesoa Ampy_izay , ny taloha ] x 2

Comments